Acts 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niara-niditra sy nivoaka tamin’ireo tany Jerosalema izy sady nitory tamim-pahasahiana tamin’ny anaran’ny Tompo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao niara-niditra sy nivoaka tamin-dry zareo tao Jerosalema izy, sady nitory tamin-kasahiana tamin’ny Anaran’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao afa-nifanerasera tamin’ny mpianatra tao Jerosalema i Saoly sady tena sahy nitoriteny tamin’ny anaran’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary izy niara-niditra sy nivoaka tamin'ireo tany Jerosalema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niara-niditra sy nivoaka tamin’ireo tany Jerosalema izy sady nitory tamim-pahasahiana tamin’ny anaran’ny Tompo
malagasy
Ary izy niara-niditra sy nivoaka tamin'ireo tany Jerosalema,