Acts 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niresaka sy niady hevitra tamin’ireo Helenista izy, nefa ireo kosa dia nitady izay hahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niresaka tamin’ny Jentily koa izy, ary niady hevitra tamin’ny Helenista; kanjo notadiavin’ireo hovonoina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niresahan’i Saoly sy nifanakalozany hevitra koa ireo Jiosy miteny grika; kanjo notadiavin’ireo hovonoina izy.
Malagasy Bible 1865
sady nitory tamin'ny anaran'ny Tompo tamin'ny fahasahiana ary niresaka sy niady hevitra tamin'ny Helenista; fa ireny nitady hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niresaka sy niady hevitra tamin’ireo Helenista izy, nefa ireo kosa dia nitady izay hahafaty azy.
malagasy
sady nitory tamin'ny anaran'ny Tompo tamin'ny fahasahiana ary niresaka sy niady hevitra tamin'ny Helenista; fa ireny nitady hahafaty azy.