Acts 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandeha izy ka tonga teo akaikin’i Damaskosy dia nisy mazava avy tany an-danitra nanelatselatra tampoka nanodidina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola teny an-dalana izy ka efa mby akaikin’i Damasy dia nisy fahazavana tonga tampoka avy any an-danitra nanjelanjelatra nanodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mbola nizotra nankany Damasy ny diany, ka mby teo akaikin’ny tanàna, dia nisy hazavana avy tany an-danitra, nanelatrelatra tampoka nanodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandeha izy ka tonga teo akaikin’i Damaskosy dia nisy mazava avy tany an-danitra nanelatselatra tampoka nanodidina azy;
malagasy
Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy;