Acts 9:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony fantatry ny rahalahy izany dia noentiny nidina nankany Kaisaria izy ka nampandehaniny ho any Tarsosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony fantatry ny rahalahy izany, dia nateriny tany Sezarea izy, vao nalefany ho any Tarsa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony fantatr’ireo havana iray finoana izany, dia nateriny tany Kesaria i Saoly ary nampodîny nankany Tarsa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa fantatry ny rahalahy izany, dia nentiny nidina nankany Kaisaria izy ka nampandehaniny ho any Tarsosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony fantatry ny rahalahy izany dia noentiny nidina nankany Kaisaria izy ka nampandehaniny ho any Tarsosy.
malagasy
Ary rehefa fantatry ny rahalahy izany, dia nentiny nidina nankany Kaisaria izy ka nampandehaniny ho any Tarsosy.