Acts 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandry fahalemana ny fiangonana manerana an’i Jodia sy i Galilia ary i Samaria ka sady nandroso tsara sy nandeha tamin’ny fahatahorana ny Tompo no nihamaro noho ny fampaherezan’ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niadana ny Eglizy eran’i Jodea sy i Galilea ary i Samaria manontolo fahizany, sady nandroso tsara sy nandeha tamin’ny fahatahorana ny Tompo izy, no nihamaro tamin’ny famporisihan’ny Fanahy Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandry feizay ny Fiangonana manerana an’i Jodea sy i Galilea ary i Samaria manontolo: nandroso tsara, nizotra tamin’ny fanoavana ny Tompo, ary nihamaro noho ny fampaherezan’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran'i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady nandroso tsara sy nandeha tamin'ny fahatahorana ny Tompo sy ny famporisihan'ny Fanahy ka nihamaro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandry fahalemana ny fiangonana manerana an’i Jodia* sy i Galilia ary i Samaria ka sady nandroso tsara sy nandeha tamin’ny fahatahorana ny Tompo no nihamaro noho ny fampaherezan’ny Fanahy Masina.
malagasy
Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran'i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady nandroso tsara sy nandeha tamin'ny fahatahorana ny Tompo sy ny famporisihan'ny Fanahy ka nihamaro.