Acts 9:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandeha nitety ny faritra rehetra i Petera dia nidina ho any amin’ny olona masina nonina tany Lida koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, raha namangy ny mpianatra rehetra isan-tanàna i Piera, dia nankao amin’ny olona masina izay nonina tao Lidà koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nitety tany nitsidika ny vahoakan’Andriamanitra rehetra i Petera, dia nankany amin’ireo nonina tany Lida koa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha nitety ny tany rehetra Petera, dia nidina ho any amin'ny olona masina nonina tany Lyda koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandeha nitety ny faritra rehetra i Petera dia nidina ho any amin’ny olona masina nonina tany Lida koa.
malagasy
[Ny nandehanan'i Petera nitety tany, sy ny nananganany an'i Dorkasy tamin'ny maty] Ary raha nandeha nitety ny tany rehetra Petera, dia nidina ho any amin'ny olona masina nonina tany Lyda koa.