Acts 9:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna ka amboary ny fandriananao. Dia nitsangana niaraka tamin’izay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanao taminy hoe: «Ry Enea, hanasitrana anao i Jesoa Kristy; mitsangàna ka amboary ny fandrianao.» Dia nitsangana niaraka tamin’izay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Petera taminy: –Ry Enea, manasitrana anao i Jesoa Kristy! Mitsangàna ka amboary ny fandrianao! Dia nitsangana niaraka tamin’izay i Enea.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin'izay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy*; mitsangàna ka amboary ny fandriananao. Dia nitsangana niaraka tamin’izay izy.
malagasy
Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin'izay izy.