Acts 9:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahita izany izay rehetra nonina tany Lida sy Saròna dia niverina ho amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy izay rehetra nonina tao Lidà sy Sarôna, dia nibebaka nanatona ny Tompo avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita azy ny mponina rehetra tany Lida sy tany amin’ny lemak’i Sarôna ka niverina ho amin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita azy izay rehetra nonina tany Lyda sy Sarôna, ka dia niverina ho amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahita izany izay rehetra nonina tany Lida sy Saròna dia niverina ho amin’ny Tompo.
malagasy
Ary nahita azy izay rehetra nonina tany Lyda sy Sarôna, ka dia niverina ho amin'ny Tompo.