Acts 9:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany Jopa dia nisy vehivavy mpianatra iray antsoina hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon’izany vehivavy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tany Jôpe nisy vehivavy anankiray mpianatra atao hoe Tabità, na hoe Dôrkasy raha adika, izay nahavita asa soa amam-piantrana betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Jôpa dia nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabità (na «Dôrkasy» amin’ny teny grika izany hoe gazela). Be tokoa ny asa soa amam-piantrana vitany.
Malagasy Bible 1865
Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon'izany vehivavy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany Jopa dia nisy vehivavy mpianatra iray antsoina hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon’izany vehivavy izany.
malagasy
Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon'izany vehivavy izany. [ Dorkasy = Gazela; izahao 2 Sam. 2,18]