Acts 9:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Narary izy tamin’izany andro izany ka maty; ary rehefa nampandroina ny faty dia napetraka tao amin’ny efitrano iray ambony rihana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Narary izy tamin’izany andro izany, dia maty; ka nony avy nampandroina ny fatiny, dia napetraka tao amin’ny efitrano ambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’izany andro izany dia narary izy ka maty. Rehefa avy nampandroina ny faty, dia napetraka tao amin’ny efitrano ambony rihana.
Malagasy Bible 1865
Ary narary izy tamin'izany andro izany, ka dia maty; ary rehefa nampandroiny ny faty, dia napetrany tao an-trano ambony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Narary izy tamin’izany andro izany ka maty; ary rehefa nampandroina ny faty dia napetraka tao amin’ny efitrano iray ambony rihana.
malagasy
Ary narary izy tamin'izany andro izany, ka dia maty; ary rehefa nampandroiny ny faty, dia napetrany tao an-trano ambony.