Acts 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lavo tamin’ny tany izy ka nandre feo niteny taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lavo tamin’ny tany izy, ary nandre feo nanao taminy hoe: «Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niankarapoka tamin’ny tany i Saoly sady nandre feo nanao taminy hoe: –Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?
Malagasy Bible 1865
dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lavo tamin’ny tany izy ka nandre feo niteny taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?
malagasy
dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?