Acts 9:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanolo-tanana azy i Petera ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masina sy ny mpitondratena izy dia nanolotra azy velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Piera kosa nanolo-tanana azy, sy nampitsangana azy; dia niantso ny olona masina sy ny mpitondratena, ka nanolotra azy velona tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanolo-tanana azy kosa i Petera ka nampitsangana azy. Rehefa nantsoin’i Petera ny vahoakan’Andriamanitra tao Jôpa mbamin’ireo mpitondratena, dia Tabità velona soa aman-tsara no natolony azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nanolo-tanana azy ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masina sy ny mpitondratena izy, dia nanolotra azy velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanolo-tanana azy i Petera ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masina sy ny mpitondratena izy dia nanolotra azy velona.
malagasy
Ary Petera nanolo-tanana azy ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masina sy ny mpitondratena izy, dia nanolotra azy velona.