Acts 9:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatra manerana an’i Jopa izany ka maro no nino ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niely eran’i Jôpe manontolo izany, ka betsaka no nino ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga fantatr’i Jôpa iray vohitra izany ka olona maro no nino ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary dia fantatra eran'i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatra manerana an’i Jopa izany ka maro no nino ny Tompo.
malagasy
Ary dia fantatra eran'i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo.Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin'i Simona mpandon-koditra.