Acts 9:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin’i Simona mpandon-koditra i Petera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Piera nitoetra andro maromaro tany Jôpe, tao amin’ny mpandòn-koditra anankiray atao hoe Simôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra naharitraritra tao Jôpa i Petera, tao an-tranon’ny mpandon-koditra atao hoe Simôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin'i Simona mpandon-koditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin’i Simona mpandon-koditra i Petera.
malagasy
Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin'i Simona mpandon-koditra.