Acts 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy izay enjehinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Iza moa Ianao, Tompoko?» Ary hoy ny Tompo: «Izaho no Jesoa izay enjehinao; sasa-poana ianao mitroatra manohitra ny fanindronana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly: –Iza moa Ianao, Tompoko? Ary ilay feo namaly hoe: –Izaho no i Jesoa, Ilay enjehinao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy izay enjehinao.
malagasy
Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao;