Acts 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitsangàna ka mankanesa any an-tanàna, dia holazaina aminao izay tsy maintsy hataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangovitra sy very hevitra izy, ka nanao hoe: «Tompo ô! inona no tianao hataoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mitsangàna, mankanesa ao an-tanàna, dia holazaina aminao izay tokony hataonao.
Malagasy Bible 1865
fa mitsangàna, ka mankanesa ho any an-tanàna, dia holazaina aminao izay mety hataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitsangàna ka mankanesa any an-tanàna, dia holazaina aminao izay tsy maintsy hataonao.
malagasy
fa mitsangàna, ka mankanesa ho any an-tanàna, dia holazaina aminao izay mety hataonao.