Acts 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona izay niara-dia taminy dia nijanona tsy nahateny; nandre ny feo izy ireo nefa tsy nahita na iza na iza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo taminy: «Mitsangàna, ka midira ao an-tanàna, ary ao no holazaina aminao izay tsy maintsy ataonao.» Tafatsatoka talanjona foana ny olona niaraka taminy, fa nandre ny feo, nefa tsy nahita olona na iza na iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafatsatoka tsy nahateny tsy nahavolana ireo olona mpiara-dia amin’i Saoly; reny tokoa ny feo, nefa tsy nisy olona hitany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona izay nomba azy tamin'ny nalehany dia nitsangana tsy nahateny, ary nandre ny feo izy, nefa tsy nahita olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona izay niara-dia taminy dia nijanona tsy nahateny; nandre ny feo izy ireo nefa tsy nahita na iza na iza.
malagasy
Ary ny olona izay nomba azy tamin'ny nalehany dia nitsangana tsy nahateny, ary nandre ny feo izy, nefa tsy nahita olona.