Acts 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana tamin’ny tany i Saoly, ary rehefa nahirany ny masony dia tsy nahita na inona na inona izy; koa nitantana azy izy ireo ka nitondra azy ho any Damaskosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niarina avy hatreo i Saoly, dia nanokatra ny masony, fa tsy nahita na inona na inona; ka olona no nitantana azy hankao Damasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana i Saoly, saingy tsy nahita na inona na inona, na dia nisokatra aza ny masony; hany ka olona no nitantana azy hankao Damasy.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nitsangana tamin'ny tany, ary rehefa nahirany ny masony, dia tsy nahita na inona na inona izy; ary ireo nitantana azy ka nitondra azy ho any Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana tamin’ny tany i Saoly, ary rehefa nahirany ny masony dia tsy nahita na inona na inona izy; koa nitantana azy izy ireo ka nitondra azy ho any Damaskosy.
malagasy
Ary Saoly nitsangana tamin'ny tany, ary rehefa nahirany ny masony, dia tsy nahita na inona na inona izy; ary ireo nitantana azy ka nitondra azy ho any Damaskosy.