Amos 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin’ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho lasan-ko babo ny mpanjakany, dia izy sy ireo mpanapaka ao aminy koa», hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lasan-ko babo ilay mpanjakany sy ireo manamboninahitra miaraka aminy. Izaho Tompo no miteny.»
Malagasy Bible 1865
Dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin'ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin’ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin'ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.