Amos 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
handefasako afo ny tranon’i Hazaela ka handevona ireo lapan’i Beny-Hadada izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handefaso afo ny tranon’i Hazaely ka handevona ny lapan’i Ben-Hadada izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Handefasako afo ny lapan’i Hazaela mpanjaka, ka ho levon’izany koa ny trano-fiarovan’i Bena-Hadada mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Fa haterako afo ny tranon'i Hazaela, ka handevona ny tranoben'i Beni-hadada izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
handefasako afo ny tranon’i Hazaela ka handevona ireo lapan’i Beny-Hadada izany.
malagasy
Fa haterako afo ny tranon'i Hazaela, ka handevona ny tranoben'i Beni-hadada izany.