Amos 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny fahotana telon’i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy hotsoahako ny fitsarana satria nalefany ho babo avokoa ny olona ka natolony an’i Edoma;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: «Noho ny heloka telo nataon’i Gazà, - sy noho ny efatra, - tsy hahemotro ny didy. Satria olona babo an’andiany mihitsy no nentiny nataony sesitany mba hatolony ho any Edôma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: «Fahotana mifanesy no vitan’ny mponin’i Gazà, fa indrindra ity anankiray ity: nentiny ho babo avokoa ny iray tanàna manontolo mba hatolony ho an’ny Edômita. Noho izany, dia tsy hahemotro ny sazy momba azy:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria lasany ho babo avika ny olona hatolony ho any Edoma;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny fahotana telon’i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy hotsoahako ny fitsarana satria nalefany ho babo avokoa ny olona ka natolony an’i Edoma;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria lasany ho babo avika ny olona hatolony ho any Edoma; [Heb. tsy hahemotro]