Amos 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
handefasako afo ny mandan’i Gaza ka handevona ireo lapany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handefa ny afo anatin’ny mandan’i Gazà Aho ka handevona ireo lapany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handefasako afo ny tanànan’i Gazà ka ho levon’izany ireo lapany.
Malagasy Bible 1865
Fa haterako afo ny mandan'i Gaza, ka handevona ny tranobeny izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
handefasako afo ny mandan’i Gaza ka handevona ireo lapany izany.
malagasy
Fa haterako afo ny mandan'i Gaza, ka handevona ny tranobeny izany;