Amos 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofoanako tsy hisy mponina i Asdoda ary tsy hisy hitana tehim-piandrianana ao Askelona; haveriko hamely an’i Ekrona ny tanako ka ho fongana izay sisa amin’ny Filistina, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
haringako ny mponina rehetra ao Azota, sy izay mitana tehim-panjakana ao Askalôna; dia hafotitro amin’i Akarôna indray ny tanako; ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina,» hoy ny Tompo Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia haringako ny mponina ao Asdôda sy ilay mpitana tehim-panjakana ao Askelôna; ary hahodiko hamely an’i Hekrôna ny tanako ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no miteny.»
Malagasy Bible 1865
Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an'i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin'ny Filistina, hoy Jehovah Tompo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofoanako tsy hisy mponina i Asdoda ary tsy hisy hitana tehim-piandrianana ao Askelona; haveriko hamely an’i Ekrona ny tanako ka ho fongana izay sisa amin’ny Filistina, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an'i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin'ny Filistina, hoy Jehovah Tompo