Amos 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana mpaminany tamin’ny zanakalahinareo Aho, ary Nazirita tamin’ny zatovonareo. Tsy izany va no izy, ry Zanak’Israely? hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangana mpaminany, tamin’ireo zanaka lahinareo Aho, sy nazareanina tamin’ireo zatovonareo, sa tsy izany va, ry zanak’i Israely?» - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taoriana dia nisy natsangako ho mpaminany ny zanakalahinareo, ary nisy nantsoiko ho Nazirita ny zatovonareo; ka mba tsy izany tokoa ve, ry taranak’i Israely? Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, ary ny zatovonareo ho Nazirita. Tsy izany va no izy, ry Zanak'Isiraely? hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana mpaminany tamin’ny zanakalahinareo Aho, ary Nazirita tamin’ny zatovonareo. Tsy izany va no izy, ry Zanak’Israely? hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, ary ny zatovonareo ho Nazirita. Tsy izany va no izy, ry Zanak'Isiraely? hoy Jehovah.