Amos 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Kanjo ny nazareanina nampisotroinareo divay; ary ny mpaminany, nomenareo didy hoe: Aza maminany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nampisotroinareo divay ireo Nazirita; ary ny mpaminany noraranareo tsy hampita ny hafatr’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita, ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany!
malagasy
Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita, ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany.