Amos 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sarety feno amboara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho efa hanosihosy anareo, hoatra ny fanosihosin’ny sarety raha feno amboara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia tsy hahemotro ny sazy momba anareo. Indro hataoko mikonainaika eo amin’izay misy anareo avy ianareo tahaka ny ikonainaihan’ny sarety vesaram-bary.
Malagasy Bible 1865
Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sariety feno amboara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sarety feno amboara.
malagasy
Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sariety feno amboara. [Na: Izaho dia itambesaranareo]