Amos 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha ary tsy ho afaka hampiseho ny heriny ny mahery; tsy hahavonjy ny ainy ny mpiady mahery;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny faingam-pandeha, tsy ho afa-mandositra; ary ny matanjaka, tsy hahavonjy ny ainy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny haingam-pandeha tsy hahita fierena, ny matanjaka tsy afaka hampiasa ny heriny, ary ny miaramila voafantina tsy hahavonjy ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Koa tsy ho afa-mandositra ny faingam-pandeha, ny mahery tsy hampiseho hery, ary ny lehilahy mahery tsy hahavonjy ny ainy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy ho afa-mandositra ny haingam-pandeha ary tsy ho afaka hampiseho ny heriny ny mahery; tsy hahavonjy ny ainy ny mpiady mahery;
malagasy
Koa tsy ho afa-mandositra ny faingam-pandeha, ny mahery tsy hampiseho hery, ary ny lehilahy mahery tsy hahavonjy ny ainy;