Amos 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hahajoro izay mitana tsipìka ary tsy hahavonjy tena ny haingam-pandeha; tsy hahavonjy ny ainy izay mitaingin-tsoavaly
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny mpahay tsipìka tsy hahatohitra; ary ny faingan-tongotra, tsy ho afa-mitsoaka; ary ny mpitaingin-tsoavaly, tsy hahavonjy ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hahajoro ny mpandefa zana-tsipîka, tsy ho afa-mitsoaka ireo faingan-tongotra, ary tsy hahavonjy ny ainy ny mpitaingin-tsoavaly.
Malagasy Bible 1865
Izay mitana tsipìka tsy hahajanona, ary ny faingan-tongotra tsy hahavonjy tena, izay mitaingin-tsoavaly tsy hahavonjy ny ainy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hahajoro izay mitana tsipìka ary tsy hahavonjy tena ny haingam-pandeha; tsy hahavonjy ny ainy izay mitaingin-tsoavaly
malagasy
Izay mitana tsipìka tsy hahajanona, ary ny faingan-tongotra tsy hahavonjy tena, izay mitaingin-tsoavaly tsy hahavonjy ny ainy;Ary na dia izay sahy ao amin'ny mahery aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany, hoy Jehovah.