Amos 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary na dia izay mahery fo indrindra eo amin’ireo mpiady mahery aza dia handositra tsy mitam-piadiana intsony amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mahery fo amin’ny mahery handositra miboridana amin’izany andro izany», - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, na ny mahery fo indrindra amin’ireo miaramila voafantina aza dia hanary fiadiana ka handositra. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia izay sahy ao amin'ny mahery aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary na dia izay mahery fo indrindra eo amin’ireo mpiady mahery aza dia handositra tsy mitam-piadiana intsony amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary na dia izay sahy ao amin'ny mahery aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany, hoy Jehovah.