Amos 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy ary hataoko indray mamono izy sy ireo mpanapaka rehetra ao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy ary hovonoiko miaraka aminy avokoa ny mpifehy ao aminy,» hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haringako ilay mpitsara ao aminy ary hovonoiko miaraka aminy koa ireo manamboninahiny rehetra. Izaho Tompo no miteny.»
Malagasy Bible 1865
Ary hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy, ary hiaraka hovonoiko izy sy ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy ary hataoko indray mamono izy sy ireo mpanapaka rehetra ao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy, ary hiaraka hovonoiko izy sy ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.