Amos 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
handefasako afo ao Joda ka handevona ireo lapan’i Jerosalema izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handefa ny afo ho ao amin’i Jodà Aho ka handevona ny lapan’i Jerosalema izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handefasako afo ny tanin’i Joda ka ho levon’izany koa ireo lapa ao Jerosalema.»
Malagasy Bible 1865
Fa haterako afo ao Joda, ka handevona ny tranoben'i Jerosalema izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
handefasako afo ao Joda ka handevona ireo lapan’i Jerosalema izany.
malagasy
Fa haterako afo ao Joda, ka handevona ny tranoben'i Jerosalema izany.