Amos 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mahalala hanao ny marina izy ireo, hoy NY TOMPO; mitahiry fanaovana an-keriny sy hetraketraka ao an-dapany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy mahay manaraka ny hitsiny izy ireo, - teny marin’i Iaveh, - dia ireo izay mampiavosa ny fahasiahana amam-pandrobana ao anatin’ny lapany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no teny hentitry ny TOMPO: «Tsy nahalala hanao asa marina ry zareo; zavatra vokatry ny herisetra sy ny fandrobana no angoniny ho ao an-dapany.»
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mahalala hanao ny marina izy ireo, hoy Jehovah, dia ireo izay mitahiry fandozana sy roba ao an-tranobeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mahalala hanao ny marina izy ireo, hoy NY TOMPO; mitahiry fanaovana an-keriny sy hetraketraka ao an-dapany izy.
malagasy
Fa tsy mahalala hanao ny marina izy ireo, hoy Jehovah, dia ireo izay mitahiry fandozana sy roba ao an-tranobeny.