Amos 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: E, misy fahavalo manodidina ny tany! Hazerany ny mandanao ary horobaina ny lapanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: «Inty ny fahavalo, manodidina ny tany izy, ka ny herinao hendahany aminao; ary ny lapanao ho voaroba.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry Samaria, izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Hohodidinin’ny fahavalo ny taninao, harodany hiala aminao ny mànda-fiarovanao, ary horobainy ireo lapanao.»
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: He, misy fahavalo manodidina ny tany! Hazerany ho afaka aminao ny herinao, ary hobaboina ny tranobenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: E, misy fahavalo manodidina ny tany! Hazerany ny mandanao ary horobaina ny lapanao.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: He, misy fahavalo manodidina ny tany! Hazerany ho afaka aminao ny herinao, ary hobaboina ny tranobenao.