Amos 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoinareo ka ambarao ny hamelezana ny taranak’i Jakoba! Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ianareo ka lazao marina eny amin’ny taranak’i Jakôba, - teny marin’ny Tompo Iaveh, Andriamanitry ny tafika: -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoinareo ka ambarao amin’ny taranak’i Jakôba: ny teny hentitry ny Tompo ANDRIANANAHARY, dia ilay Andriamanitr’izao rehetra izao:
Malagasy Bible 1865
Henoinareo, ka ambarao hamelezana ny taranak'i Jakoba, hoy ny Tompo, Jehovah, Andriamanitry ny maro:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoinareo ka ambarao ny hamelezana ny taranak’i Jakoba! Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao:
malagasy
Henoinareo, ka ambarao hamelezana ny taranak'i Jakoba, hoy ny Tompo, Jehovah, Andriamanitry ny maro: