Amos 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro hamaliako ny Israely noho ny fahotany no hamaliako ireo alitara ao Betela; hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin’ny tany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro hamaliako an’i Israely noho ny fandikany ny lalàna, no hamaliako ny momba an’ireo ôtely ao Betela koa; hokapaina ny tandroky ny ôtely ka hianjera amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny andro hamaliako ny Israely noho ny helony, dia horavako ireo alitara ao Betela; hopotehiko ny tandroky ny alitara isanisany, ka hianjerazera amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro hamaliako ny Isiraely noho ny fahotana ao aminy no hamaliako ny alitara ao Betela dia hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro hamaliako ny Israely noho ny fahotany no hamaliako ireo alitara ao Betela; hokapaina ny tandroky* ny alitara ka hianjera amin’ny tany ireo.
malagasy
Amin'ny andro hamaliako ny Isiraely noho ny fahotana ao aminy no hamaliako ny alitara ao Betela dia hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin'ny tany.Hamely ny trano ririnina sy ny trano fahavaratra Aho; Ary ho rava ny trano ivory, sady ho fongana ny trano maro, hoy Jehovah.