Amos 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo ihany no fantatro tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany; araka izany dia hovaliako ianareo noho ny helokareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo irery no fantatro tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany; ka izany no hamaizako anareo noho ny helokareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny fianakaviana rehetra eto ambonin’ny tany, dia ianareo ihany no nofidiko sy nokarakaraiko; noho izany, dia hampamoahako anareo ny fahadisoana rehetra nataonareo.»
Malagasy Bible 1865
Hianareo ihany no fantatro tamin'ny firenena rehetra ambonin'ny tany, koa noho izany dia hovaliako ianareo noho ny helokareo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo ihany no fantatro tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany; araka izany dia hovaliako ianareo noho ny helokareo rehetra.
malagasy
Hianareo ihany no fantatro tamin'ny firenena rehetra ambonin'ny tany, koa noho izany dia hovaliako ianareo noho ny helokareo rehetra.