Amos 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsofina ao an-tanàna va ny anjomara ka tsy hangovitra ny vahoaka? Misy loza va ao an-tanàna raha tsy NY TOMPO no nahatonga izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Trômpetra va no haneno ao an-tanàna, ka tsy hivadi-po ny vahoaka? Misy loza tonga amin’ny tanàna va, raha tsy i Iaveh no nahatonga izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsofina ao an-tanàna ve ny trompetra, ka tsy hisahotaka ny vahoaka? Misy loza ve ao an-tanàna, raha tsy ny TOMPO no nanao azy?
Malagasy Bible 1865
Tsofina va ao an-tanàna ny anjomara, ka tsy hatahotra ny vahoaka? Misy loza ao an-tanàna va, raha tsy Jehovah no nahatonga izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsofina ao an-tanàna va ny anjomara ka tsy hangovitra ny vahoaka? Misy loza va ao an-tanàna raha tsy NY TOMPO no nahatonga izany?
malagasy
Tsofina va ao an-tanàna ny anjomara, ka tsy hatahotra ny vahoaka? Misy loza ao an-tanàna va, raha tsy Jehovah no nahatonga izany?