Amos 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy manao na inona na inona tokoa NY TOMPO Andriamanitra raha tsy milaza ny heviny amin’ireo mpaminany mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy manao na inona na inona ny Tompo Iaveh, raha tsy efa nanambara ny heviny miafina tamin’ny mpaminany mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy manao zavatra ny Tompo ANDRIANANAHARY, raha tsy efa mampahafantatra ny fikasany amin’ireo mpaminany mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy manao na inona na inona tokoa NY TOMPO Andriamanitra raha tsy milaza ny heviny amin’ireo mpaminany mpanompony.
malagasy
Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony.