Amos 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no hataoko aminao, ry Israely ô! Satria hahatonga izany aminao Aho dia miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Israely ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka noho izany, izao no hataoko aminareo, ry Israely. Koa rehefa izany no hataoko aminao, dia miomàna amin’izany fihaonana amin’ny Andriamanitrao izany ianareo, ry Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia hisy sazy hataoko aminao, ry Israely; ary rehefa izany no hataoko aminao, dia miomàna ianao hihaona amin’Andriamanitrao.»
Malagasy Bible 1865
Koa izao no hataoko aminao, sy Isiraely, satria hanao izany aminao Aho, dia miomàna hihaona amin'Andriamanitrao, ry Isiraely ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no hataoko aminao, ry Israely ô! Satria hahatonga izany aminao Aho dia miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Israely ô!
malagasy
Koa izao no hataoko aminao, sy Isiraely, satria hanao izany aminao Aho, dia miomàna hihaona amin'Andriamanitrao, ry Isiraely ô.Fa indro Ilay mamorona ny tendrombohitra sy manao na rivotra ary mampahafantatra ny olombelona izay heviny, dia Ilay mahatonga ny maraina ho aizina ary mandia ny fitoerana avo amin'ny tany: Jehovah, Andriamanitry ny maro, no anarany.