Amos 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy eo amin’ny banga no hivoahanareo samy amin’izay hitsiny avy ary hatsipy any Hermona ianareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hivoaka eo amin’ny banga samy amin’izay hitsiny avy ianareo, dia horoahina ho any Armôna, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary eo amin’izay banga tandrify anareo avy no hivoahanareo ny tanàna, dia horoahina ho any Hermôna ianareo. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ary avy eo amin'ny banga no hivoahanareo, samy amin'izay hitsiny avy; Ary horoahina ho any Harmona ianareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy eo amin’ny banga no hivoahanareo samy amin’izay hitsiny avy ary hatsipy any Hermona ianareo, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary avy eo amin'ny banga no hivoahanareo, samy amin'izay hitsiny avy; Ary horoahina ho any Harmona ianareo, hoy Jehovah.[Na: an-tranobe][Na: ary harianareo ny fahefana (?)]