Amos 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandoroa fanati-pisaorana miaraka amin’ny mofo misy masirasira! Miantsoa fanatitra an-tsitrapo, eny, ambarao izany! Satria ny toy izany no sitrakareo, ry Zanak’Israely, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy manetona ny fanati-pisaorana tsy misy lalivay; miantsoa ny fanatitra an-tsitrapo, ka torio ampahibemaso izany! Fa izany no tianareo, ry zanak’i Israely, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dory hanetona eo amin’ny alitara ny mofo misy leviora fanati-pisaoranareo; ary ataovy antso avo ampahibemaso ny fanatitra an-tsitrapo ataonareo, satria izany no tianareo.
Malagasy Bible 1865
Mandoroa zavatra misy masirasira ho fanati-pisaorana, ary miantsoa fanati-tsitrapo, eny, ambarao izany! Satria ny toy izany no sitrakareo, ry Zanak'Isiraely, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandoroa fanati-pisaorana miaraka amin’ny mofo misy masirasira! Miantsoa fanatitra an-tsitrapo, eny, ambarao izany! Satria ny toy izany no sitrakareo, ry Zanak’Israely, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Mandoroa zavatra misy masirasira ho fanati-pisaorana, ary miantsoa fanati-tsitrapo, eny, ambarao izany! Satria ny toy izany no sitrakareo, ry Zanak'Isiraely, hoy Jehovah Tompo.