Amos 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao kosa no efa nataoko anareo: Nataoko mitsako tsy misy ianareo tany an-tanànanareo rehetra ary nasiako tsy fahampian-kanina tamin’ny fonenanareo rehetra. Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izany nataoko madio nify ianareo teny an-tanànanareo rehetra teny sy mosaren-kanina eny amin’ny fonenanareo rehetra; nefa tsy mbola niverina tamiko ihany ianareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho mihitsy no efa nahatonga mosary tao amin’ny tanànanareo rehetra, ary tsy fahampian-tsakafo tao amin’ny fonenanareo rehetra; nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho dia efa nanome anareo ny mahamavovava tao an-tanànanareo rehetra, sy ny tsi-fahampian-kanina tamin'ny fonenanareo rehetra; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa Izaho dia efa nanome anareo ny mahamavovava tao an-tanànanareo rehetra, sy ny tsi-fahampian-kanina tamin'ny fonenanareo rehetra; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.