Amos 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nasiako tamin’ny vary mainan’ny hafanana sy ny maty fotsy ianareo; ny tanimbolinareo maro, ny tanim-boalobokareo, ny aviavinareo ary ny hazo olivanareo, dia nohanin’ny valala. Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiako ianareo, tamin’ny fahalòvan’ny vary sy tamin’ny tomboka; ny zaridainanareo maro, ny tanimboalobokareo, sy ny aviavy aman’ôlivanareo, dia ny valala no nihinana izany, nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasiako tamin’ny vary main’ny rivotra sy maty fotsy ianareo; nofongorako ny zaridainanareo sy ny voalobokareo, nohanin’ny valala ny aviavinareo sy ny ôlivanareo, nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Efa nasiako tamin'ny vary main'ny rivotra sy maty fotsy ianareo; Ny habetsahan'ny tanimbolinareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny aviavinareo sy ny hazo olivanareo dia nohanin'ny valala; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nasiako tamin’ny vary mainan’ny hafanana sy ny maty fotsy ianareo; ny tanimbolinareo maro, ny tanim-boalobokareo, ny aviavinareo ary ny hazo olivanareo, dia nohanin’ny valala. Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy NY TOMPO.
malagasy
Efa nasiako tamin'ny vary main'ny rivotra sy maty fotsy ianareo; Ny habetsahan'ny tanimbolinareo sy ny tanim-boalobokareo sy ny aviavinareo sy ny hazo olivanareo dia nohanin'ny valala; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah. [Heb. mpikiky]