Amos 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoinareo izao teny izao, dia hira fisaonana izay entiko milaza anareo, ry taranak’Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoinareo izao teny izao, izay tononiko ny amin’ny momba anareo, - hira fitomaniana, - ry taranak’i Israely:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry taranak’i Israely, henoinareo izao teniko izao, dia hira fisaonana ventesiko momba anareo:
Malagasy Bible 1865
Henoinareo izao teny izao, izay entiko milaza anareo, dia hira fahalahelovana, ry taranak'Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoinareo izao teny izao, dia hira fisaonana izay entiko milaza anareo, ry taranak’Israely!
malagasy
[Ny handravana ny fanjakan'Isiraely] Henoinareo izao teny izao, izay entiko milaza anareo, dia hira fahalahelovana, ry taranak'Isiraely;