Amos 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halan’izy ireo izay mananatra eo am-bavahady ary ataony ho zava-maharikoriko izay miteny ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankahala eo am-bavahady izay mananatra izy ireo; ary tsy tia mainty an’izay miteny amim-pahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halanareo ny olona mananatra eo amin’ny fitsarana ary maharikoriko anareo ny vavolombelona milaza ny marina.
Malagasy Bible 1865
Halany eo am-bavahady izay mananatra,11 ary ataony ho fahavetavetana izay miteny ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halan’izy ireo izay mananatra eo am-bavahady ary ataony ho zava-maharikoriko izay miteny ny marina.
malagasy
Halany eo am-bavahady izay mananatra,11 ary ataony ho fahavetavetana izay miteny ny marina. [Na: Halany izay mananatra eo am-bavahady]