Amos 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’izao andro izao, fa andro fahoriana izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia mangina ny olon-kendry amin’izao andro izao, satria andro ratsy izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia mangina ny olon-kendry amin’izao fotoana izao satria fotoana ratsy izao.
Malagasy Bible 1865
Koa izay manan-tsaina dia hangina amin'izao andro izao, fa andro mampahory izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’izao andro izao, fa andro fahoriana izao.
malagasy
Koa izay manan-tsaina dia hangina amin'izao andro izao, fa andro mampahory izao.