Amos 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tsara no tadiavo fa aza ny ratsy mba ho velona ianareo; dia homba anareo NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, araka izay lazainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsara no tadiavo, fa aza ny ratsy, mba ho velona ianareo, ka homba anareo i Iaveh Andriamanitry ny tafika, araka ny lazainareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tsara no tadiavo fa aza ny ratsy, mba ho velona ianareo; amin’izay ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao dia hiaraka aminareo araka ny lazainareo.
Malagasy Bible 1865
Ny tsara no tadiavo, fa aza ny ratsy, mba ho velona ianareo; Ka dia homba anareo Jehovah, Andriamanitry ny maro, araka izay efa nolazainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tsara no tadiavo fa aza ny ratsy mba ho velona ianareo; dia homba anareo NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, araka izay lazainareo.
malagasy
Ny tsara no tadiavo, fa aza ny ratsy, mba ho velona ianareo; Ka dia homba anareo Jehovah, Andriamanitry ny maro, araka izay efa nolazainareo.