Amos 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any amin’ny tanim-boaloboka rehetra dia hisy fisaonana fa handeha hamakivaky eo afovoanareo Aho, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitomany ny olona eo amin’ny tanimboaloboka rehetra: fa handalo eo afovoanao Aho, hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny tanimboaloboka rehetra dia hisy tomanim-pisaonana, satria handalo ao aminareo Aho. Izaho TOMPO no miteny.»
Malagasy Bible 1865
Ary any amin'ny tanim-boaloboka rehetra dia hisy fisaonana; Fa handeha hamaky eo aminao Aho, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any amin’ny tanim-boaloboka rehetra dia hisy fisaonana fa handeha hamakivaky eo afovoanareo Aho, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary any amin'ny tanim-boaloboka rehetra dia hisy fisaonana; Fa handeha hamaky eo aminao Aho, hoy Jehovah.