Amos 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay maniry ny Andron’NY TOMPO! Hataonareo inona moa ny Andron’NY TOMPO? Ho haizina izany fa tsy ho fahazavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay maniry ny andron’i Iaveh! ho inona ho anareo moa, ny andron’i Iaveh? Ho haizina izy, fa tsy ho fahazavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’izay miandrandra ny androm-pamaizan’ny TOMPO! Fa ho inona moa aminareo io androm-pamaizan’ny TOMPO io? Ho andro maizim-panahiana izany fa tsy hamiratan-tsoa,
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay maniry ny andron'i Jehovah! Hataonareo inona moa ny andron'i Jehovah? Dia aizina, fa tsy fahazavana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay maniry ny Andron’NY TOMPO! Hataonareo inona moa ny Andron’NY TOMPO? Ho haizina izany fa tsy ho fahazavana.
malagasy
Lozan'izay maniry ny andron'i Jehovah! Hataonareo inona moa ny andron'i Jehovah? Dia aizina, fa tsy fahazavana,