Amos 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny olona mandositra ny liona ka sendra ny bera; rehefa tafiditra ao an-trano izy ka mitehin-tanana amin’ny rindrina dia kaikerin’ny menarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny olona mandositra ny liona, nefa tonga mitsena azy kosa ny orsa; miditra ao an-tranony izy, mitehin-tanana amin’ny rindrina dia kaikerin’ny menarana!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy ny amin’ny olona mandositra liona kanefa mifanehatra amin’ny orsa; na toy ny amin’ny olona tonga ao an-trano sy mitehina amin’ny rindrina, kanefa kaikerin’ny menarana.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny olona mandositra ny liona ka sendra ny bera, ary rehefa tafiditra ao an-trano ka mitehin- tanana amin'ny rindrina, dia kekerin'ny menarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny olona mandositra ny liona ka sendra ny bera; rehefa tafiditra ao an-trano izy ka mitehin-tanana amin’ny rindrina dia kaikerin’ny menarana.
malagasy
Tahaka ny olona mandositra ny liona ka sendra ny bera, ary rehefa tafiditra ao an-trano ka mitehin- tanana amin'ny rindrina, dia kekerin'ny menarana.